auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 06:18:52 -05:00 committed by root
parent b698c42e66
commit e405115952
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rehefa hitan'gne mpianatry izà, da gaga indreo ka nagnano hoe: " Akongaia lôtry gne da tonga da nahamaigny tselatsela io aviavy io?" Ary Jesosy namaly ka nagnano taminy hoe: " Zakaiko aminareo marina tokôtry, raha manam-pinoa anareo ka tsy mihagnahagna, da tsy izao nanì tamin'gne aviavy izao avao gne ho vitanareo, fa raha hizàka amin'ity tendrombohitry ity aza anareo ka hagnano hoe: " Mifindrà anao, ka mil
Ary rehefa hitan'gne mpianatry izà, da gaga indreo ka nagnano hoe: " Akongaia lôtry gne da tonga da nahamaigny tselatsela io aviavy io?" Ary Jesosy namaly ka nagnano taminy hoe: " Zakaiko aminareo marina tokôtry, raha manam-pinoa anareo ka tsy mihagnahagna, da tsy izao nanì tamin'gne aviavy izao avao gne ho vitanareo, fa raha hizàka amin'ity tendrombohitry ity aza anareo ka hagnano hoe: " Mifindrà anao, ka milavoa any an-dranomasy, da ho tonga izà." Ary na ino na ino gne angatahinareo amè fivavah