auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-09 01:56:57 -05:00 committed by root
parent 88b86cbb91
commit e3a1b7b1c6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niantso gne mpianatriny mba hagnato Anazy Jesosy ary nizaka hoe: "Malahelo gne vahoky Iaho, satria efa telo andro sahady indreo gne nipetraky niaraky taminaha nefa tsy mana-sakafo. Tsy te handefa andreo tsy misakafo Iaho, fa mety ho himia egny an-dàla egny." Hoy gne mpianatry Taminazy hoe: "Aia gne hahitanay mofo sahaza sy ampy gne vahoky maro be ireo aty agn'efitry?" Hoy Jesosy tamindreo hoe: " Mofo firy gnagny aminareo?" Ary hoy indreo hoe: "Fito, sy vily madiniky kidy." Avy eo Jesosy nandidy gne vahoky mba hidoboky amigne tany.
\v 32 Niantso gne mpianatriny mba hagnato Anazy Jesosy ary nizaka hoe: "Malahelo gne vahoky Iaho, satria efa telo andro sahady indreo gne nipetraky niaraky taminaha nefa tsy mana-sakafo. Tsy te handefa andreo tsy misakafo Iaho, fa mety ho himia egny an-dàla egny." \v 33 Hoy gne mpianatry Taminazy hoe: "Aia gne hahitanay mofo sahaza sy ampy gne vahoky maro be ireo aty agn'efitry?" \v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe: " Mofo firy gnagny aminareo?" Ary hoy indreo hoe: "Fito, sy vily madiniky kidy."\v 35 Avy eo Jesosy nandidy gne vahoky mba hidoboky amigne tany.