From dd65ab805b9c7fbd4352b851779bbd97b1d52de3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Mon, 3 Feb 2020 23:34:28 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 13/24.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt index 7ecf88d..f0dbcc5 100644 --- a/13/24.txt +++ b/13/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Nahare fagnohara hafa tamindreo Jesosy. Hoy Izy hoe: "Gne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy raiky izay namafy voany tsara tao amigne taniny. \v 25 Fa raha natory igny gn'olo, da avy gne fahavalony ary namafy voan'ahabazà evakoa izy tao amigne variny ary nandeha. \v 26 Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatry voany, da nitsiry evakoa ireo voan'ahabazà. \ No newline at end of file +\v 24 Nahare fagnohara hafa tamindreo Jesosy. Hoy Izy hoe: "Gne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy raiky izay namafy voany tsara tao amigne horaky. \v 25 Fa raha natory igny gn'olo, da avy gne fahavalony ary namafy voan'ahabazà evakoa izy tao amigne variny ary nandeha. \v 26 Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatry voany, da nitsiry evakoa ireo voan'ahabazà. \ No newline at end of file