auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-28 23:34:00 -05:00 committed by root
parent 24db3fcde8
commit db1138e491
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izà, ka magnano akoign'anindreo, fa gne Rainareo da efa mahafantatry gne raha ilainareo alohanign'angatahanareo Aminazy. Dikan'izà mivavaha akoizao hoe: 'Rainay izay agny andagnitry, ho hamasigny gn'agnaranao. Ho tonga anie gny fanjankanao. Atao anie gne sitraponao, ety an-tany tahaka gn'agny an-andagnitry.
\v 8 Noho izà, ka magnano akoign'anindreo, fa gne Rainareo da efa mahafantatry gne raha ilainareo alohanign'angatahanareo Aminazy.\v 9 Dikan'izà mivavaha akoizao hoe: 'Rainay izay agny andagnitry, ho hamasigny gn'agnaranao.\v 10 Ho tonga anie gny fanjankanao. Atao anie gne sitraponao, ety an-tany tahaka gn'agny an-andagnitry.