auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:16:35 -05:00 committed by root
parent caaf21c28c
commit d889ea3bbf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Noho izà, na ia na ia hanolotegna mitovy amin'ity marao ity, da izy gne ho zakabe indrindra amè fanjakan'gne lanitry. Ary na ia na ia handray koboty raiky am'gn'agnarako, da mandray anah. Fa na ia na ia gne\v 4 hanafintohiny na da raiky aza amin'ireny madiniky mino anah ireny, da tsara lavitry ho anazy raha agnatogna vato zakabe fikosoham-bary gne vozony, ka alentiky any amè ranomasy laly izy.
\v 6 Noho izà, na ia na ia hanolotegna mitovy amin'ity marao ity, da izy gne ho zakabe indrindra amè fanjakan'gne lanitry. \v 5 Ary na ia na ia handray koboty raiky am'gn'agnarako, da mandray anah. Fa na ia na ia gne\v 4 hanafintohiny na da raiky aza amin'ireny madiniky mino anah ireny, da tsara lavitry ho anazy raha agnatogna vato zakabe fikosoham-bary gne vozony, ka alentiky any amè ranomasy laly izy.