auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 23:32:12 -05:00 committed by root
parent 9921d46cae
commit d4f918b734
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo da nandeha gne Fariseo ary nagnomany gne fomba mety hamandria an'i Jesosy amè raha nozakainy. Avy teo da nirahandreo hegnagny Aminy ireo mpianatrindreo, nindray tamin'ireo Herodiana.
Avy teo da nandeha gne Fariseo ary nagnomany gne fomba mety hamandria an'i Jesosy amè raha nozakainy. Avy teo da nirahandreo hegnagny Aminy ireo mpianatrindreo, nindray tamin'ireo Herodiana. Nizàka tamin'i Jesosy indreo hoe: " Ry mpampianatry, fantatrinay fa marina anao, ary mpampianatry gne lalan'Andriamanitry amè marina. Tsy miraharaha gne hevitry gne hafa anao, ary tsy miangatry. Nohoizà