auto save
This commit is contained in:
parent
eef8bd3f24
commit
d4f8e55de2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zakaiko aminareo marina tokôtry, fa na ino na ino fehezinareo ety ambon'gne tany da ho fehezy any an-danitry; ary na ino na ino vavaranareo ety ambon'gne tany da hovahà any an-danitry. Ary zakaiko aminareo koa: ''Raha misy roy aminareo mifanaiky ety ambon'gne tany na amin'ino na amin'ino ka hangataky izà, da ho azon
|
||||
\v 18 \v 19 \v 20 Zakaiko aminareo marina tokôtry, fa na ino na ino fehezinareo ety ambon'gne tany da ho fehezy any an-danitry; ary na ino na ino vavaranareo ety ambon'gne tany da hovahà any an-danitry. Ary zakaiko aminareo koa: ''Raha misy roy aminareo mifanaiky ety ambon'gne tany na amin'ino na amin'ino ka hangataky izà, da ho azony avy amè Raiko izay any an-danitry izà. Fa na aia na aia iangonan'gne roy na telo am'gn'agnarako, da ao ategnategnany iao.
|
Loading…
Reference in New Issue