auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-23 04:14:55 -05:00 committed by root
parent 14e1bb4357
commit cba2124fcc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Elihoda no iaban'i Eliazara, Eliazara no iaban'i Matana, ary Matana no iaban'i Jakoba. Jakoba no iaban'i Josefa izay vadin'i Maria, gne niteraky an'i Jesosy, izay nangia hoe Kristy. Gne taranaky aby manomboky amin'i Abrahama ka hatrany amin'i Davida da taranaky efatra ambiny folo, manomboky amin'i Davida ka hatramigne fandroaha ho agny Babylona da taranaky efetra ambiny folo, ary manomboky amè fandroaha ho agny Babylone ka hatramè amin'i Kristy da taranaky efatra ambiny folo.
\v 15 Elihoda no iaban'i Eliazara, Eliazara no iaban'i Matana, ary Matana no iaban'i Jakoba. \v 16 Jakoba no iaban'i Josefa izay vadin'i Maria, gne niteraky an'i Jesosy, izay nangia hoe Kristy. \v 17 Gne taranaky aby manomboky amin'i Abrahama ka hatrany amin'i Davida da taranaky efatra ambiny folo, manomboky amin'i Davida ka hatramigne fandroaha ho agny Babylona da taranaky efetra ambiny folo, ary manomboky amè fandroaha ho agny Babylone ka hatramè amin'i Kristy da taranaky efatra ambiny folo.