auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 23:33:10 -05:00 committed by root
parent aab860bbd3
commit c3cfff0935
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nonon'gne afaky kelikely da nagnato ireo izay nitsanga teo ary nizàka tamin'i Petera hoe: " Anao evakoa da tena raiky amindreo, fa gne fomba firesakao da miampanga anao." Avy teo izy nanomboky namatry sy nitangè ka nagnano hoe: " Tsy fantatro izà lehilahy izà." Ary tselatsela teo da nagneno gn'akoho. Tadidin'i Petera gne
Nonon'gne afaky kelikely da nagnato ireo izay nitsanga teo ary nizàka tamin'i Petera hoe: " Anao evakoa da tena raiky amindreo, fa gne fomba firesakao da miampanga anao." Avy teo izy nanomboky namatry sy nitangè ka nagnano hoe: " Tsy fantatro izà lehilahy izà." Ary tselatsela teo da nagneno gn'akoho. Tadidin'i Petera gne zakà nambaran'i Jesosy hoe: " Mbola tsy magneno akoho da handà Anah in-telo anao." Avy teo izy