auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:16:35 -05:00 committed by root
parent 3eab18befd
commit b932be0d00
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da nagnato an'i Jesosy mangingina gne mpianatry ka nagnotany anazy hoe : " Nahoa iahay gne tsy natafajotso anazy?" Ka namaly Jesosy hoe : " Nohon'gne fahakelezan'gne finoanareo avao; fa zakaiko aminareo marina tokôtry : " Raha manampinoa mitovy amè voan-tsinampy raiky aza anareo ka hizàka amin'io tendrombohitry io hoe
Da nagnato an'i Jesosy mangingina gne mpianatry ka nagnotany anazy hoe : " Nahoa iahay gne tsy natafajotso anazy?" Ka namaly Jesosy hoe : " Nohon'gne fahakelezan'gne finoanareo avao; fa zakaiko aminareo marina tokôtry : " Raha manampinoa mitovy amè voan-tsinampy raiky aza anareo ka hizàka amin'io tendrombohitry io hoe : " Mifindrà am'regny; " da hifindra izy, ary tsy misy raha tsy hainareo hamboary esana.