auto save
This commit is contained in:
parent
cefb9bc333
commit
b92bf6152b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nahare fagnohara hafa tamindreo Jesosy. Hoy Izy hoe: "Gne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy raiky izay namafy voany tsara tao amigne taniny. Fa raha natory igny gn'olo, da avy gne fahavalony ary namafy voan'ahabazà evakoa izy tao amigne variny ary nandeha. Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatry voany, da nitsiry evakoa ireo voan'ahabazà.
|
\v 24 Nahare fagnohara hafa tamindreo Jesosy. Hoy Izy hoe: "Gne fanjakane lagnitry da akoigne lelahy raiky izay namafy voany tsara tao amigne taniny. \v 25 Fa raha natory igny gn'olo, da avy gne fahavalony ary namafy voan'ahabazà evakoa izy tao amigne variny ary nandeha. \v 26 Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatry voany, da nitsiry evakoa ireo voan'ahabazà.
|
Loading…
Reference in New Issue