auto save
This commit is contained in:
parent
5a1d595442
commit
b8b1f6fa16
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy teo Jesosy nizaka tamindreo mpianatriny hoe: ''Raha misy ta-hagnaraky Enahy da tsy maintsy mandà gne tegnany izy,hinday gnazofizalia, ary magnaraky Enah. Fa na ia na ia te-hamonjy gn'ainy da hahavery anazy, ary na ia na ia no hahavery gn'ainy avy aminaha,da hahazo enizà. Fa ino moa gne tsara ho azonè gn'olo raha mahazo
|
||||
Avy teo Jesosy nizaka tamindreo mpianatriny hoe: ''Raha misy ta-hagnaraky Enahy da tsy maintsy mandà gne tegnany izy,hinday gnazofizalia, ary magnaraky Enah. Fa na ia na ia te-hamonjy gn'ainy da hahavery anazy, ary na ia na ia no hahavery gn'ainy avy aminaha,da hahazo enizà. Fa ino moa gne tsara ho azonè gn'olo raha mahazo enizao tontolo izao kanefa very gn'ainy? Ino omegn'olo ho takalo
|
Loading…
Reference in New Issue