auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-23 07:37:04 -05:00 committed by root
parent 1d781edd6d
commit aa075b697c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Homeko anareo gne fagnalahidinè fanjakanè lagnitry. ''Na ino na ino fehezinao eto amboninè tany da ho fehezy agny an-danitry ary na ino na ino vahanao ety an-tany da ho vahana any an-danitra.'' Avy eo Jesosy nandidy gne mpiatriny fa indreo da tsy tokony hizaka na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy.
\v 19 Homeko anareo gne fagnalahidinè fanjakanè lagnitry. ''Na ino na ino fehezinao eto amboninè tany da ho fehezy agny an-danitry ary na ino na ino vahanao ety an-tany da ho vahana any an-danitra.''\v 20 Avy eo Jesosy nandidy gne mpiatriny fa indreo da tsy tokony hizaka na amin'iza na amin'iza fa Izy no Kristy.