auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-29 23:28:55 -05:00 committed by root
parent c056027413
commit a096c926ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mangata, da ome anareo izà. Mitadiava, da hahita enareo. Pepeo, fa hisokatry ho anareo izà. Fa izay rehetra mangaka, da mahazo; gne mitadia koa, da mahita; ary ho ane gn'olo mipaipaiky, da hosokafa. Sa ia aminareo, raha angatahany gne zanany mofo, da vato gnatolotriny anazy? Na koa raha nangatahiny vily, da bibilava gne nomeny enazy.
\v 7 Mangata, da ome anareo izà. Mitadiava, da hahita enareo. Pepeo, fa hisokatry ho anareo izà. \v 8 Fa izay rehetra mangaka, da mahazo; gne mitadia koa, da mahita; ary ho ane gn'olo mipaipaiky, da hosokafa. \v 9 Sa ia aminareo, raha angatahany gne zanany mofo, da vato gnatolotriny anazy? \v 10 Na koa raha nangatahiny vily, da bibilava gne nomeny enazy.