auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-02 22:58:47 -05:00 committed by root
parent 4fee658ad7
commit 9fb223d761
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izà, zakaiko aminareo fa, ho voavela heloky gn'olo amigne fahota sy zaka-ratsy aby, fa gne zaka-ratsy amigne Fagnahy Masigny da tsy hahazoa famelan-keloky. Na ia na ia mizaka manohitry gne Zakan'Olo, da ho voavela izy. Fa na ia na ia mizaka manohitry gne Fagnahy Masigny, da tsy ho voavela izy, na am'izao fiaina zao, na am'izay hoa avy.
\v 31 Noho izà, zakaiko aminareo fa, ho voavela heloky gn'olo amigne fahota sy zaka-ratsy aby, fa gne zaka-ratsy amigne Fagnahy Masigny da tsy hahazoa famelan-keloky. \v 32 Na ia na ia mizaka manohitry gne Zanakan'Olo, da ho voavela izy. Fa na ia na ia mizaka manohitry gne Fagnahy Masigny, da tsy ho voavela izy, na am'izao fiaina zao, na am'izay hoa avy.