auto save
This commit is contained in:
parent
f345e4c7fa
commit
95dd37a881
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kanefa raha mamoky ireo devoly amign'alalanè Fagnahinè Zagnahary Iaho, da efa avy aminareo gne Fanjakanè Zagnahary. Amigne fomba akory gne ahafanè gn'olo miditry ao an-dragnonè lelahy mahery ary mangala gne fanagnany raha tsy fihezy aloha ilay lehilahy mahery? Da avy eo hangala gne fanagnany ao an-dragnony izy. Izay tsy magnaraky Anahy da manohitry Anahy, ary izay tsy mitambatry miaraky Aminahy da miparitaky.
|
||||
\v 28 Kanefa raha mamoky ireo devoly amign'alalanè Fagnahinè Zagnahary Iaho, da efa avy aminareo gne Fanjakanè Zagnahary. \v 29 Amigne fomba akory gne ahafanè gn'olo miditry ao an-dragnonè lelahy mahery ary mangala gne fanagnany raha tsy fihezy aloha ilay lehilahy mahery? Da avy eo hangala gne fanagnany ao an-dragnony izy. \v 30 Izay tsy magnaraky Anahy da manohitry Anahy, ary izay tsy mitambatry miaraky Aminahy da miparitaky.
|
Loading…
Reference in New Issue