From 884634459a9e2a4b388b959ce45b99cabb03cb18 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Mon, 3 Feb 2020 02:37:13 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 24/48.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/24/48.txt b/24/48.txt index 0594f5e..56cbe62 100644 --- a/24/48.txt +++ b/24/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 \v 49 \v 50 \v 51 Fa raha misy mpagnompo ratsy mizàka ao am-pony hoe: " Mahadigny tsy avy gne tompoko" , ka manomboky mamono ireo mpagnompo namany, sy mihina ary misotro miaraky amindreo mpimamo; da ho avy gne tompon'ilay mpagnompo amè fotoa izay tsy ampoiziny ary amè ora izay tsy fantany. Da ho kapakapain'gne tompony izy ary ho ataony mitovy amè mpihatsarambelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomania sy gne fikitroha-nify \ No newline at end of file +\v 48 \v 50 \v 51 Fa raha misy mpagnompo ratsy mizàka ao am-pony hoe: " Mahadigny tsy avy gne tompoko" , \v 49 ka manomboky mamono ireo mpagnompo namany, sy mihina ary misotro miaraky amindreo mpimamo; da ho avy gne tompon'ilay mpagnompo amè fotoa izay tsy ampoiziny ary amè ora izay tsy fantany. Da ho kapakapain'gne tompony izy ary ho ataony mitovy amè mpihatsarambelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomania sy gne fikitroha-nify \ No newline at end of file