auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 02:37:13 -05:00 committed by root
parent fe3172732e
commit 884634459a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 \v 50 \v 51 Fa raha misy mpagnompo ratsy mizàka ao am-pony hoe: " Mahadigny tsy avy gne tompoko" , ka manomboky mamono ireo mpagnompo namany, sy mihina ary misotro miaraky amindreo mpimamo; da ho avy gne tompon'ilay mpagnompo amè fotoa izay tsy ampoiziny ary amè ora izay tsy fantany. Da ho kapakapain'gne tompony izy ary ho ataony mitovy amè mpihatsarambelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomania sy gne fikitroha-nify
\v 48 \v 50 \v 51 Fa raha misy mpagnompo ratsy mizàka ao am-pony hoe: " Mahadigny tsy avy gne tompoko" , \v 49 ka manomboky mamono ireo mpagnompo namany, sy mihina ary misotro miaraky amindreo mpimamo; da ho avy gne tompon'ilay mpagnompo amè fotoa izay tsy ampoiziny ary amè ora izay tsy fantany. Da ho kapakapain'gne tompony izy ary ho ataony mitovy amè mpihatsarambelatsy gne anjarany, izay hisy gne fitomania sy gne fikitroha-nify