auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 06:18:52 -05:00 committed by root
parent 249f21a6d9
commit 87bff61f88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne batisan'i Jaona, avy taia mè izà? Avy t'andanitry, sa avy tamè olo? Ary indreo niara-nandiniky ka nagnano hoe: " Ka nahoa ary gne tsy nino anazy anareo? Ary raha ambarantsika hoe: Avy tamè olo, da malia gne vahoaky isika, satria anindreo agnaby ho mpaminany Jaona. Da namaly an'i Jesosy izy ka nagnanohoe
Gne batisan'i Jaona, avy taia mè izà? Avy t'andanitry, sa avy tamè olo? Ary indreo niara-nandiniky ka nagnano hoe: " Ka nahoa ary gne tsy nino anazy anareo? Ary raha ambarantsika hoe: Avy tamè olo, da malia gne vahoaky isika, satria anindreo agnaby ho mpaminany Jaona. Da namaly an'i Jesosy izy ka nagnano hoe : " Tsy fantatrinay." Da hoy Jesosy taminy: " Iao kosa tsy nizàka aminareo izay fahefà a