auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-29 23:28:55 -05:00 committed by root
parent c2ae49a0e3
commit 8465beddc3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zakaiko aminareo, fa maro gn'avy agny atsignana sy avy agny akandrefa no ho tonga, ary indreo da hipetraky eo an-databatry miaraky amin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba, agny amignè fanjakanigne lagnitry. Fa gne zanaky gne fanjakana da atsipy agny ivelany gne mizy lavitry agny, izay hisy fitomagnia sy fikitrohanify.'' Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe: ''Mandehana! Araky gne ninoanao, da oka izà ho anigny ho anao.'' Ary da sitragny tamin'izà lera izà mihitsy ilay mpanompo.
\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro gn'avy agny atsignana sy avy agny akandrefa no ho tonga, ary indreo da hipetraky eo an-databatry miaraky amin'i Abrahama, Isaka ary Jakoba, agny amignè fanjakanigne lagnitry.\v 12 Fa gne zanaky gne fanjakana da atsipy agny ivelany gne mizy lavitry agny, izay hisy fitomagnia sy fikitrohanify.'' \v 13 Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe: ''Mandehana! Araky gne ninoanao, da oka izà ho anigny ho anao.'' Ary da sitragny tamin'izà lera izà mihitsy ilay mpanompo.