diff --git a/12/38.txt b/12/38.txt index 4086186..844286a 100644 --- a/12/38.txt +++ b/12/38.txt @@ -1 +1 @@ -Avy eo nisy mpanora-dalàgna sy Fariseo sasasasany namaly an'i Jesosy ary nizaka hoe: ''Ry mpampianatry, magniry gne ahita famantara avy aminao iahay.'' Fa namaly Jesosy ary nizaka andreo hoe: ''Misy taranaka ratsy fagnahy sy mpijangajanga mitady famatara. Kanefa tsy misy famatara omena anazy afa-tsy gne famataran'i Jaona mpaminany. Fa mitovy am'i Jonah izay telo andro sy telo ariva tao an-trokinè vily zakabe, da ho akoizà koa no hipetrahanè zanak'olo telo andro sy telo ariva ao agnaty tany. \ No newline at end of file +\v 38 Avy eo nisy mpanora-dalàgna sy Fariseo sasasasany namaly an'i Jesosy ary nizaka hoe: ''Ry mpampianatry, magniry gne ahita famantara avy aminao iahay.'' \v 39 Fa namaly Jesosy ary nizaka andreo hoe: ''Misy taranaka ratsy fagnahy sy mpijangajanga mitady famatara. Kanefa tsy misy famatara omena anazy afa-tsy gne famataran'i Jaona mpaminany. \v 40 Fa mitovy am'i Jonah izay telo andro sy telo ariva tao an-trokinè vily zakabe, da ho akoizà koa no hipetrahanè zanak'olo telo andro sy telo ariva ao agnaty tany. \ No newline at end of file