auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-02 22:58:47 -05:00 committed by root
parent 4a27d0d575
commit 82ff4056ce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefanisy fagnahy ratsy niala tao amignè lelahy raiky, da mandalo tany vakivaky izy ary mitadia fizanogna, nefa tsy mahita izà. Izà da milaza hoe: 'Hiverigny agny amigne tragnoko izay neviako iaho.' Ary rehefa avy, da nahita fa voafafa gne tragno sady nilamigny. Avy eo da nandeha
Rehefanisy fagnahy ratsy niala tao amignè lelahy raiky, da mandalo tany vakivaky izy ary mitadia fizanogna, nefa tsy mahita izà. Izà da milaza hoe: 'Hiverigny agny amigne tragnoko izay neviako iaho.' Ary rehefa avy, da nahita fa voafafa gne tragno sady nilamigny. Avy eo da nandeha izany ary ninday fagnahy ratsy fito niaraky taminazy izay ratsy mihotry enazy, ka niditry nipetraka tao indreo aby.