auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-26 10:52:38 -05:00 committed by root
parent baa19226f7
commit 819a1670b1
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary raha izy mbola nieritreritry mikasiky io raha io igny da niboda taminazy tamignè honofy gn'ajelinè Tompo, magnano hoe: ''Josefa,zanaka lahin'i Davida, azaka matatry gn'angala an'i Maria ho vadinao, satria ilay raiky izay naratsiratsy tao agnatine da gne Fagnahy Masigny gne nampipetraky enazy. \v 21 Hiteraky zaza lelahy izy,ary enao angaiky gnagnarany hoe Jesosy, fa izy gne hamonjy gn'olony hiala ame fahotandreo.''
\v 21

View File

@ -1 +1 @@
Izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalan'ilay mpaminany hoe: ''Indro, gne virginy hitoe-jaza ka hiteraky zazalelahy, ary indreo angaiky gn'agnarany hoe: ''Imanoela''_izay midika hoe: Amintsika Zagnahary.''
\v 22 Izà rehetra izà da nitranga mba hahatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalan'ilay mpaminany hoe: \v 23 ''Indro, gne virginy hitoe-jaza ka hiteraky zazalelahy, ary indreo angaiky gn'agnarany hoe: ''Imanoela''_izay midika hoe: Amintsika Zagnahary.''