auto save
This commit is contained in:
parent
146853b8e7
commit
8189b4984b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 48 Fa namaly Jesoso ary nizaka tam'ilay nizaka Anazy hoe: '' ia iendriko ary ia gne rahalahiko?'' \v 49 Avy eo natariny tam'ireo mpianatriny gne tagnany ary nizaka hoe: ''Iteo, itoa gne reniko sy gne rahalako! \v 50 Fa izay magnao gne sitraponè Raiko izay agny an-dagnitry, da izà olo izà gne rahalako, sy gn'anabaviko, ary iendriko.
|
||||
\v 48 Fa namaly Jesoso ary nizaka tam'ilay nizaka Anazy hoe: '' ia iendriko ary ia gne rahalahiko?'' \v 49 Avy eo natariny tam'ireo mpianatriny gne tagnany ary nizaka hoe: ''iteo, itoa gne g sy gne rahalako! \v 50 Fa izay magnao gne sitraponè Raiko izay agny an-dagnitry, da izà olo izà gne rahalako, sy gn'anabaviko, ary iendriko.
|
Loading…
Reference in New Issue