auto save
This commit is contained in:
parent
9f1d2bf898
commit
8110086cb4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa nohon'gne hitan'gne lehibe gne mpisorona sy gne mpanora-dalàna gne zavatry mahagaga izay naniny sy gne marao madiniky eo an-kianjan'gne tempoly ka nagnano hoe: " Hosana ho anin'gne zanak'i Davida!" da vignitry indreo. Ka nagnano taminy hoe: " Renao gne zakaindreo?" Da hoy Jesosy taminy: " Eka, tsy mbola voavakinareo me gne teny magnano hoe: " Avy amèvavan'gne koboty sy gne zaza minono gne nagnamboaranao fideragny?'' Da nandao anazy I
|
||||
\v 15 \v 16 \v 17 Fa nohon'gne hitan'gne lehibe gne mpisorona sy gne mpanora-dalàna gne zavatry mahagaga izay naniny sy gne marao madiniky eo an-kianjan'gne tempoly ka nagnano hoe: " Hosana ho anin'gne zanak'i Davida!" da vignitry indreo. Ka nagnano taminy hoe: " Renao gne zakaindreo?" Da hoy Jesosy taminy: " Eka, tsy mbola voavakinareo me gne teny magnano hoe: " Avy amè vavan'gne koboty sy gne zaza minono gne nagnamboaranao fideragny?'' Da nandao anazy Izy ka niala tao an-tanà nandeha avy Betania, ary da nidoboky tao manditry gne ariva Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue