auto save
This commit is contained in:
parent
989da3dfc0
commit
8041e5e6d5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha mivavaky enareo, ka magnano akoigne mpihatsaravelatsihy, fa indreo tia mitraka sy mivavaky eo amigne synagoga sy eo amoron-dala, da met ho itany gn'olo. Zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany. Fa enareo, rehefa mivavaky, midira ao amign'efitragnonareo izay ao amè mangingy. Avy eo gne Rainareo mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anareo. Rehefa miavavaky koa
|
||||
Raha mivavaky enareo, ka magnano akoigne mpihatsaravelatsihy, fa indreo tia mitraka sy mivavaky eo amigne synagoga sy eo amoron-dala, da met ho itany gn'olo. Zakaiko marigny aminareo, fa indreo da efa nandray gne valisoany. Fa enareo, rehefa mivavaky, midira ao amign'efitragnonareo izay ao amè mangingy. Avy eo gne Rainareo mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anareo. Rehefa miavavaky koa enare
|
Loading…
Reference in New Issue