auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-01 05:05:36 -05:00 committed by root
parent a1d4049cef
commit 7d3fcd9a28
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne rahalahy da hanolotry gne rahalahy ho amigne fahafatesa, ary gny raiky da zanany. Gne zanaky da hitsanga hanohitry gne ray aman-dreniny ka hahatonga gne fahafatesandreo. Ho halanign'olo aby enareo nohony gn'amignagnarako. Fa na ia na iamiharitry hatramigne farany, da ho vovonjy izà olo izà. Rehefa magnenjiky anareo ao amin'io tanà-zakabe io indreo, da milefà agny amigne magnaraky, fa zakaiko marigny aminareo, fa tsy hahatapitry gne tanànan'Isiraely alohanign'evianè Zanak'Olo enareo.
\v 21 Gne rahalahy da hanolotry gne rahalahy ho amigne fahafatesa, ary gny raiky da zanany. Gne zanaky da hitsanga hanohitry gne ray aman-dreniny ka hahatonga gne fahafatesandreo. \v 22 Ho halanign'olo aby enareo nohony gn'amignagnarako. Fa na ia na iamiharitry hatramigne farany, da ho vovonjy izà olo izà. \v 23 Rehefa magnenjiky anareo ao amin'io tanà-zakabe io indreo, da milefà agny amigne magnaraky, fa zakaiko marigny aminareo, fa tsy hahatapitry gne tanànan'Isiraely alohanign'evianè Zanak'Olo enareo.