auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-04 03:10:01 -05:00 committed by root
parent ab125d3b37
commit 79e490a44f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary taorian'gne fotoa ela da nipody gne tompon'ireo mpagnompo ireo ary nandamin-draharaha tamindreo. Niditry ilay mpagnompo izay naharay talenta dimy gne sady ninday talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "
Ary taorian'gne fotoa ela da nipody gne tompon'ireo mpagnompo ireo ary nandamin-draharaha tamindreo. Niditry ilay mpagnompo izay naharay talenta dimy gne sady ninday talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: " Tompoko, nomenao talenta dimy iao. Nefa, nagnatombo talenta dimy hafa iao." Hoy gne tompony taminy hoe: " Tsara izà, ry mpagnompo tsara sady mahatoky! Nahatoky tamè zavatry vitsivitsy anao.