diff --git a/26/33.txt b/26/33.txt index 8048952..b619f1f 100644 --- a/26/33.txt +++ b/26/33.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Petera nagnano taminy hoe: " Na da handao nohon'gne aminao aza gne rehetra, iao tsy mba handao mihitsy." Hoy Jesosy taminy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa androany ariva raha mbola tsy magneno akoho, da handà Anah in-telo anao." Petera niz \ No newline at end of file +\v 33 \v 34 \v 35 Fa Petera nagnano taminy hoe: " Na da handao nohon'gne aminao aza gne rehetra, iao tsy mba handao mihitsy." Hoy Jesosy taminy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa androany ariva raha mbola tsy magneno akoho, da handà Anah in-telo anao." Petera nizàka taminy hoe: " Na da tsy maintsy ho faty miaraky aminao aza iao, da tsy handà anao." Mitovy amin'izà agnaby koa gne nambaran'gne mpianatry. \ No newline at end of file