diff --git a/09/18.txt b/09/18.txt index 13d885d..a9edac3 100644 --- a/09/18.txt +++ b/09/18.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbola nizaka ireo zavatry ireo tamindreo Jesosy, da igny, nisy manam-pahefa raiky tonga da nandohaliky teo Aminazy. Nizaka izy hoe: ''Maty amin'izao fotoa izao gne zanako viavy, fa mevia ary apetraho eo aminazy gne tagnanao, da ho velo izy.'' Avy eo nitsanga Jesosy ary nagnaraky anazy, da nagnano akoizĂ  koa ireo mpianany. \ No newline at end of file +\v 18 Raha mbola nizaka ireo zavatry ireo tamindreo Jesosy, da igny, nisy manam-pahefa raiky tonga da nandohaliky teo Aminazy. Nizaka izy hoe: ''Maty amin'izao fotoa izao gne zanako viavy, fa mevia ary apetraho eo aminazy gne tagnanao, da ho velo izy.''\v 19 Avy eo nitsanga Jesosy ary nagnaraky anazy, da nagnano akoizĂ  koa ireo mpianany. \ No newline at end of file