auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-30 02:23:45 -05:00 committed by root
parent ac25f49d1d
commit 733079d495
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnaranao? Avy eo Iaho agnambara amindreo ampahibemaso hoe: ' Tsy nahafantatry anareo mihitsy Iaho!
Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnaranao? Avy eo Iaho agnambara amindreo ampahibemaso hoe: ' Tsy nahafantatry anareo mihitsy Iaho! Melà lavitry Anaha,