auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-01 16:21:29 -05:00 committed by root
parent 45689d56c8
commit 715824898b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Raha mbola nizàka avao izy, igny nisy rahona mazava nandrakotry andreo, ary nisy feo nizotso avy tao agnaty rahona nagnano hoe : '' Ity gne zanako malalako, izay sitrako tokôtry. Tenomy izy.'' Rehefa naharè izà gne mpianatry, da lavo niondriky sady niala. Ary Jesosy nagnato anazy, da nizàka anazy hoe : '' Mitsangàna, fa ka malia izà. Ka rehefa nitrôtry indreo, da tsy nait
\v 5 \v 6 Raha \v 7 mbola nizàka avao izy, igny nisy rahona mazava nandrakotry andreo, ary nisy feo nizotso avy tao agnaty rahona nagnano hoe : '' Ity gne zanako malalako, izay sitrako tokôtry. Tenomy izy.'' Rehefa naharè izà gne mpianatry, da lavo niondriky sady niala. Ary Jesosy nagnato anazy, da nizàka anazy hoe : '' Mitsangàna, fa ka malia izà. Ka rehefa nitrôtry indreo, da tsy nahita olo afa tsy i Jesosy raiky avao.