auto save
This commit is contained in:
parent
dd3a5662fd
commit
6aad5ff187
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Da hoy Izy hoe: " Naoa, ino gne heloky nanìny?" Fa maika indreo nizàka mafy hoe: " Fantsiho amè hazofijalia Izy." Fa rehefa hitan'i Pilato fa tsy afaky hagnano na ino na ino izy, kanefa efa manomboky gne tabataba, da nangala rano izy, nanasa gne tagnany teo anoloan'gne vahoaky, ary nagnano hoe: " Tsy
|
Da hoy Izy hoe: " Naoa, ino gne heloky nanìny?" Fa maika indreo nizàka mafy hoe: " Fantsiho amè hazofijalia Izy." Fa rehefa hitan'i Pilato fa tsy afaky hagnano na ino na ino izy, kanefa efa manomboky gne tabataba, da nangala rano izy, nanasa gne tagnany teo anoloan'gne vahoaky, ary nagnano hoe: " Tsy manan-tsigny amè ràn'ity lehilahy tsy manan-tsigny ity iao. Fa asanareo izany."
|
Loading…
Reference in New Issue