auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-24 12:47:12 -05:00 committed by root
parent 38ad2cf12a
commit 698edc37b2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tamn'izà fotoa izà Jesosy nanomboky nizaka gne mpianatriny fa tsy maintsy ho agny Jerosalema Izy, hiatriky finalize mark do an-tagnanè loholona sy gne lohane mpisorogny ary ireo mpanora-dalalàgna, ho vonoy sy hatsanga indray amè gn'andro faha telo. \v 22 Avy teo Petera nangala Anazy ka nizaka mafy A anazy,magnano hoe: ''Ho lavitry anao anie izany,ry Tompo; tsy hitranga aminao mihitsy anie izà.''\v 23 Fa jesosy nitodiky ka nizaka tamin'i Petera hoe: ''Mela gn'afarako ao, ry Satana! Enao da sakagny ho Anahy,noho enao tsy miraharaha ireo rahane Zagnahary, fa gne zavatry gn'olo.''
\v 21 Tamn'izà fotoa izà Jesosy nanomboky nizaka gne mpianatriny fa tsy maintsy ho agny Jerosalema Izy, hiatriky finalize maro eo an-tagnanè loholona sy gne lohane mpisorogny ary ireo mpanora-dalalàgna, ho vonoy sy hatsanga indray amè gn'andro faha telo. \v 22 Avy teo Petera nangala Anazy ka nizaka mafy A anazy,magnano hoe: ''Ho lavitry anao anie izany,ry Tompo; tsy hitranga aminao mihitsy anie izà.''\v 23 Fa jesosy nitodiky ka nizaka tamin'i Petera hoe: ''mela gn'afarako ao, ry Satana! Enao da sakagny ho Anahy,noho enao tsy miraharaha ireo rahane Zagnahary, fa gne zavatry gn'olo.''