auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-29 23:28:55 -05:00 committed by root
parent 39363eeabc
commit 659a7a70cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitandrema amin'ireo mpaminay sandoky, izay magnato anareo amigne fisikinane lamban'ondry nefa amboady tena mpihaza. Amign'alalanè voany gne hahafantaranareo andreo. Mihila valoboky egny amigne raha maragnitry me gn'olo, na koa aviavy egny amigne songosongo? Mitovy am'izà gne hzo tsara rehetra da mamokatry voa tsara, fa gne hazo ratsy da mamokatry hazo ratsy.
\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminay sandoky, izay magnato anareo amigne fisikinane lamban'ondry nefa amboady tena mpihaza.\v 16 Amign'alalanè voany gne hahafantaranareo andreo. Mihila valoboky egny amigne raha maragnitry me gn'olo, na koa aviavy egny amigne songosongo? \v 17 Mitovy am'izà gne hzo tsara rehetra da mamokatry voa tsara, fa gne hazo ratsy da mamokatry hazo ratsy.