auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-26 22:57:23 -05:00 committed by root
parent 85679be574
commit 4e4fa3b231
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
ary efa napetraky eo amè vodiny gne hazo gne famaky. Io hazo aby izay tsy managnisy isiny tsara da ho tapà ary haria agny agnaty afo. Magnano batisa anareo amè rano ho amigne fibebaha iaho. Fa matanjaka mihotry anah izy izay avy afara, ary iaho da tsy mendriky akory na dia gne
ary efa napetraky eo amè vodiny gne hazo gne famaky. Io hazo aby izay tsy managnisy isiny tsara da ho tapà ary haria agny agnaty afo. Magnano batisa anareo amè rano ho amigne fibebaha iaho. Fa matanjaka mihotry anah izy izay avy afara, ary iaho da tsy mendriky akory na dia gne hinday gne kapany. Hagnano batisa anareo amigne Fagnahy Masigny sy