auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-26 22:31:41 -05:00 committed by root
parent 63d35ed0db
commit 4e38ea9ad0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''iarena, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetra agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.\v 14 '' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. \v 15 Izà da nagnatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalanè mpaminany hoe: ''Nangiako hiala tagny Egypta gne zanako.''
\v 13 Rehefa lasa indreo, da nisy anjelin'ny Tompo niboda tam'i Josefa tamine gn'alalane nofo ary nizaka hoe: ''mipetrà tsara, indeso gne zaza sy gne reniny, ary milefa agny Egypte. Mipetrà agny mandra-pizakako aminao, fa i Heroda da mitadia ilay zaza mba hamonoa anazy.\v 14 '' Arivan'igny Josefa da nifoha ary ninday gne sy gne reniny ka nandeha agny Egypte. Nipetraka tagny izy mandrapahafatin'i Heroda. \v 15 Izà da nagnatanteraky izay nambarany gne Tompo tamign'alalanè mpaminany hoe: ''nangiako hiala tagny Egypta gne zanako.''