auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 08:08:49 -05:00 committed by root
parent 0e6b312437
commit 4de6d14483
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy niditry teo an-kianjan'gne tempolin'Andriamanitry, da nandrôky izay rehetra nivarotry sy nivanga teo an-kianjan'gne tempoly ka nandavo gne latabatry gne mpanakalo vola sy gne fidoboan'gne mpivarotry gne voromamanga. Da hoy izy taminy: " Efa voasoratry hoe: Gne tragnoko hanì tragno fivavaha
\v 12 \v 13 \v 14 Ary Jesosy niditry teo an-kianjan'gne tempolin'Andriamanitry, da nandrôky izay rehetra nivarotry sy nivanga teo an-kianjan'gne tempoly ka nandavo gne latabatry gne mpanakalo vola sy gne fidoboan'gne mpivarotry gne voromamanga. Da hoy izy taminy: " Efa voasoratry hoe: Gne tragnoko hanì tragno fivavahana. Fa anareo kosa magnano azy ho zohy fieren'gne Jiolahy. Ary nisy jamba sy mitongaitry nagnato Anazy teo an-kianjan'gne tempoly, da nahasitrany anazy izy.