auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-04 04:47:11 -05:00 committed by root
parent 92f9666b0c
commit 4730aead73
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary da hamaly koa indreo ka nizáka hoe:' Tompo! Ovia iahay gne nahita Anao mosarè, na te-hindragno, na nivahiny, na nikozy, na narary, na tany am-ponja, ka tsy nagnompo Anao? Ary Izy hamaly andreo ka hizaka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, fa izay tsy nataonareo tamin'iray tamin'ireo madiniky ireo, da tsy nanindr tamiko.'Indreo da halefa ho any amin'ny fanasaziana mandrakizay fa indreo marina kosa ao amè fiaigna mandrakizay."
\v 44 Ary da hamaly koa indreo ka nizáka hoe:' Tompo! Ovia iahay gne nahita Anao mosarè, na te-hindragno, na nivahiny, na nikozy, na narary, na tany am-ponja, ka tsy nagnompo Anao? \v 45 Ary Izy hamaly andreo ka hizaka hoe: ' Zakaiko marina aminareo, fa izay tsy nataonareo tamin'iray tamin'ireo madiniky ireo, da tsy nanindreo tamiko.' \v 46 Indreo da halefa ho any amè fanasazia mandrakizay fa indreo marina kosa ao amè fiaigna mandrakizay."