auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-29 23:28:55 -05:00 committed by root
parent f21b5d8328
commit 4457ffa732
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly ilay kapiteny ary nagnano hoe: Tompo, tsy mendriky hidiranao ao ambany tafon-tragnoko, fa zakay fotsiny gne zaka da ho salama gne mpanompoko. Fa iaho evao koa da lelahy izay napetraky ao ambany fahefana, ary manana maramila izay fiheziko aho. Mizaka amigne raiky iaho hoe: ' Mandehana,' da mandeha izy, ary amigne hafa raiky hoe: 'Avia,' da magnato izy, ary amigne mpanompoko hoe: 'Anio izao,' da aniny izà.'' Rehefa ren'i Jesosy izà, da gaga Izy ary nizaka tamigne nagnaraky Anazy hoe: ''Zakaiko marigne aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoa akoizà Iaho teto Israely.
\v 8 Namaly ilay kapiteny ary nagnano hoe: Tompo, tsy mendriky hidiranao ao ambany tafon-tragnoko, fa zakay fotsiny gne zaka da ho salama gne mpanompoko.\v 9 Fa iaho evao koa da lelahy izay napetraky ao ambany fahefana, ary manana maramila izay fiheziko aho. Mizaka amigne raiky iaho hoe: ' Mandehana,' da mandeha izy, ary amigne hafa raiky hoe: 'Avia,' da magnato izy, ary amigne mpanompoko hoe: 'Anio izao,' da aniny izà.'' \v 10 Rehefa ren'i Jesosy izà, da gaga Izy ary nizaka tamigne nagnaraky Anazy hoe: ''Zakaiko marigne aminareo, fa tsy mbola nahita olo nanam-pinoa akoizà Iaho teto Israely.