auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 06:18:52 -05:00 committed by root
parent 6504d12b8d
commit 39c7954e92
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Jesosy namaly da nizàka hoe: " Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo gne mindragno amè kapôky izay efa hindranomako?" Hoy izy roalahy taminazy: " Hainay kà." Hoy koa Izy taminazy: " Indragno amè kapôkiko dato anareo; fa gne hipetraky amè tagnako ankavagna sy amè tagnako ankavia da tsy
Fa i Jesosy namaly da nizàka hoe: " Tsy fantatrareo izay angatahinareo; hainareo gne mindragno amè kapôky izay efa hindranomako?" Hoy izy roalahy taminazy: " Hainay kà." Hoy koa Izy taminazy: " Indragno amè kapôkiko dato anareo; fa gne hipetraky amè tagnako ankavagna sy amè tagnako ankavia da tsy iao gne hanome an'izà fa izay nagnamboaran'iabako anizà gne omè