From 36feb023e6bbb9144b6099ba7fd2cf3f52cdc6ec Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Sat, 1 Feb 2020 05:05:36 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/16.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/16.txt b/10/16.txt index f9db323..2a81920 100644 --- a/10/16.txt +++ b/10/16.txt @@ -1 +1 @@ -Igny, handefa anareo akoign'ondry eo ategnategnany gn'amboa dy Iaho, da hendry akoigne menarà ary tsy mana tsigny akoignè voromamanga. Mitandrema gne amign'olo! Hanolotry anareo eo amigne fila-kevitry indreo, ary anakapoky anareo ao amigne sinagogandreo. Avy eo da hindesy magnoloa gne governora sy gne mpanjaka enareo nohonè Aminaha, mba ho vavolombelo ho andreo sy ho an'ireo Jentilisa. \ No newline at end of file +\v 16 Igny, handefa anareo akoign'ondry eo ategnategnany gn'amboa dy Iaho, da hendry akoigne menarà ary tsy mana tsigny akoignè voromamanga.\v 17 Mitandrema gne amign'olo! Hanolotry anareo eo amigne fila-kevitry indreo, ary anakapoky anareo ao amigne sinagogandreo. \v 18 Avy eo da hindesy magnoloa gne governora sy gne mpanjaka enareo nohonè Aminaha, mba ho vavolombelo ho andreo sy ho an'ireo Jentilisa. \ No newline at end of file