auto save
This commit is contained in:
parent
7bff64292f
commit
360eb9f252
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka izà gne hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa. Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandeha mitety gne ranomas
|
||||
Fa loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amè olo gne fanjankan'gne lanitry. Fa anareo tsy mampiditry gne tegnanareo, ary tsy homanareo indreo izay mitady hiditry. Loza hoa anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa laninareo gne tragnon'gne mpitondrategna, ary da magnano vavaky lavareny ho fialohana anareo, ka izà gne hahazoanareo fanamelohana mafimafy kokoa. Loza ho anareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa mandeha mitety gne ranomashy sy gne tany maigny anareo mba hampiova fo gne olo raiky, ary rehefa miova izy, da ataonareo
|
Loading…
Reference in New Issue