auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-02 22:58:47 -05:00 committed by root
parent 98fcb41e83
commit 33a2f7420e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mamoky satana gne Sabata, da miady an-dragno izy. Akoignaia gne hijoroanè fanjaka am'izà? Ary raha mangala gne devoly amign'agnaran'i Belgboba Aho,
Raha mamoky satana gne Sabata, da miady an-dragno izy. Akoignaia gne hijoroanè fanjaka am'izà? Ary raha mangala gne devoly amign'agnaran'i Belgboba Aho, da amign'alalan'ia zany gn'androahanè zanakareo andreo? Noho izà antony izà da ho mpitsaranao indreo