diff --git a/09/10.txt b/09/10.txt index 047b86d..f4d9e62 100644 --- a/09/10.txt +++ b/09/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha nidoboky hihina tao an-tragno Jesosy, igny, mpamory hetra sy olo mpanota maro tonga ary nira-nihina tam'i Jesosy sy gne mpianatriny. Rehefa nahita an'izà ireo Fariseo, da nizaka tamigne mpianatriny indreo hoe: ''Nagnino gne mpampianatrareo no miara-mihina amigne mpamory hetra sy gn'olo mpanota?'' \ No newline at end of file +\v 10 Ary raha nidoboky hihina tao an-tragno Jesosy, igny, mpamory hetra sy olo mpanota maro tonga ary nira-nihina tam'i Jesosy sy gne mpianatriny. \v 11 Rehefa nahita an'izà ireo Fariseo, da nizaka tamigne mpianatriny indreo hoe: ''Nagnino gne mpampianatrareo no miara-mihina amigne mpamory hetra sy gn'olo mpanota?'' \ No newline at end of file