auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 06:26:03 -05:00 committed by root
parent 310430f2df
commit 1e066b5991
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka raha tafavory gn'olo, da hoy i Pilato taminazy: " Iao me gne tianareo homeko anareo, Barabasy sa Jesosy, Izay hanigny hoe i Kristy?" F'izy fatany fa fialogna gne nagnolorandreo anazy. Ary raha nidoboky tamè fitsarà izy, gne vadiny gne nagniraky handeha aminazy ka nizâka hoe: " Tsy mana na ino na
Ka raha tafavory gn'olo, da hoy i Pilato taminazy: " Iao me gne tianareo homeko anareo, Barabasy sa Jesosy, Izay hanigny hoe i Kristy?" F'izy fatany fa fialogna gne nagnolorandreo anazy. Ary raha nidoboky tamè fitsarà izy, gne vadiny gne nagniraky handeha aminazy ka nizâka hoe: " Tsy mana na ino na ino atao amin'ity lehilahy tsy magna-tsigny ity iao. Fa ory lôtry iao androany nohon'gne no