auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-03 06:26:03 -05:00 committed by root
parent c8165690dd
commit 1bfdf12e7b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary raha nandeha izy, da nahita lehilahy raiky Syrena angia hoe Simona, ka izy gne noforoseny hinday gne hazo fijalian'i Jesosy. Ary raha avy teo tamè tany atao hoe Golgota izy, izany hoe
Ary raha nandeha izy, da nahita lehilahy raiky Syrena angia hoe Simona, ka izy gne noforoseny hinday gne hazo fijalian'i Jesosy. Ary raha avy teo tamè tany atao hoe Golgota izy, izany hoe " Toeran'gne Karandoha." Nomendreo divay mifangaro amè efero Izy mba ho indranominy. Fa rehefa nandramany izà, da tsy nindragno Izy.