diff --git a/06/25.txt b/06/25.txt index 859323b..3bd5f46 100644 --- a/06/25.txt +++ b/06/25.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izà zakaiko aminareo, ka misalasala momba gn'ainareo izay hohaninareo na izay indranominareo -na momba gne vatanareo, izay isikinareo. Fa tsy zakabe noho gne sakafo va gne fiaignana, ary gne vata zakabe noho ny gne fitafia? Iteo gne voro egny amè lagnitry. Iregny da tsy mamafy na mihila na mandagno ao amè fiopia, fa Rainareo gne agnyan-dagnitry da mamaha aniregny. Tsy lafo idy mihôtry aniregny me enareo? \ No newline at end of file +\v 25 Noho izà zakaiko aminareo, ka misalasala momba gn'ainareo izay hohaninareo na izay indranominareo -na momba gne vatanareo, izay isikinareo. Fa tsy zakabe noho gne sakafo va gne fiaignana, ary gne vata zakabe noho ny gne fitafia? \v 26 Iteo gne voro egny amè lagnitry. Iregny da tsy mamafy na mihila na mandagno ao amè fiopia, fa Rainareo gne agnyan-dagnitry da mamaha aniregny. Tsy lafo idy mihôtry aniregny me enareo? \ No newline at end of file