auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-24 03:07:30 -05:00 committed by root
parent f82dd99426
commit 0d53befc89
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Niantso gne mpianatriny mba hagnato Anazy Jesosy ary nizaka hoe: "malahelo gne vahoky Iaho, satria efa telo andro sahady indreo gne nipetraky niaraky taminaha nefa tsy mana-sakafo. Tsy te handefa andreo tsy misakafo Iaho, fa mety ho himia egny an-dàla egny." \v 33 Hoy gne mpianatry Taminazy hoe: "aia gne hahitanay mofo sahaza sy ampy gne vahoky maro be ireo aty agn'efitry?" \v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe: " Mofo firy gnagny aminareo?" Ary hoy indreo hoe: "fito, sy vily madiniky kidy."\v 35 Avy eo Jesosy nandidy gne vahoky mba hidoboky amigne tany.
\v 32 Niantso gne mpianatriny mba hagnato Anazy Jesosy ary nizaka hoe: "malahelo gne vahoky Iaho, satria efa telo andro sahady indreo gne nipetraky niaraky taminaha nefa tsy mana-sakafo. Tsy te handefa andreo tsy misakafo Iaho, fa mety ho himia egny an-dàla egny." \v 33 Hoy gne mpianatry Taminazy hoe: "aia gne hahitanay mofo sahaza sy ampy gne vahoky maro be ireo aty agn'efitry?" \v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe: " mofo firy gnagny aminareo?" Ary hoy indreo hoe: "fito, sy vily madiniky kidy."\v 35 Avy eo Jesosy nandidy gne vahoky mba hidoboky amigne tany.