auto save
This commit is contained in:
parent
f9b496373a
commit
07e299c3eb
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 16 Akoatr'izay, rehefa mifady hany enareo, ka mampiseho endriky mampalahelo akoign'aninè \v 18 petsaravelatsihy, fa magnaratsy tarehy indreo da mety ho itanign'olo fa tena mifady hany. Zakaiko marigny aminareo,fa efa nandray valisoa indreo. \v 17 Fa enao, rehefa mifady hany, da osory menaky gne lohanao da avy eo sasay gne tarehinao, mba tsy ho ita fa amè Rainao ao amigne mangingy evao; ary gne Rainao mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anao.
|
\v 16 Akoatr'izay, rehefa mifady hany enareo, ka mampiseho endriky mampalahelo akoign'aninè \v 18 petsaravelatsihy, fa magnaratsy tarehy indreo da mety ho itanign'olo fa tena mifady hany. Zakaiko marigny aminareo,fa efa nandray valisoa indreo. \v 17 Fa enao, rehefa mifady hany, da osory menaky gne lohanao da avy eo sasay gne tarehinao, mba tsy ho itanignè hafa hoe mifady hany, fa amè Rainao ao amigne mangingy evao; ary gne Rainao mahita ao amigne mangingy gne hamaly tsara anao.
|
Loading…
Reference in New Issue